plt_tn/lev/05/01.md

653 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Manohy ny fitenenany amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.

zavatra izay nilàna ny fijoroany valovolombelona

Ny lalàna Jiosy sy ireo mpitarika dia samy mitaky ny fijoroan'ilay olona raha misy mijoro vavolombelona amin'ny heloka bevava iray. DH: "zavatra izay ilàn'ny mpitsara ny fanambarany"

voatokan'Andriamanitra ho maloto

Ny zavatra izay nambaran'Andriamanitra ho tsy mendrika kasiana sy hohanin'ny olona dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.

dia maloto izy

Ny olona izay tsy ankasitrahin'ny sitrapon'Andriamanitra dia reszahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny ilay olona.