# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Manohy ny fitenenany amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh. # zavatra izay nilàna ny fijoroany valovolombelona Ny lalàna Jiosy sy ireo mpitarika dia samy mitaky ny fijoroan'ilay olona raha misy mijoro vavolombelona amin'ny heloka bevava iray. DH: "zavatra izay ilàn'ny mpitsara ny fanambarany" # voatokan'Andriamanitra ho maloto Ny zavatra izay nambaran'Andriamanitra ho tsy mendrika kasiana sy hohanin'ny olona dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny. # dia maloto izy Ny olona izay tsy ankasitrahin'ny sitrapon'Andriamanitra dia reszahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny ilay olona.