plt_tn/jud/01/17.md

709 B

Ireo olona ireo

"Ireo mpaniratsira."

Hanaraka ny filan'ny haratsiam-panahiny

Ireo olona ireo dia lazaina tahaka ny hoe ny fanirian'izy ireo dia mpanjaka izay manapaka eo amin'izy ireo. DH: "tsy afaka manakana mihintsy ny fanalam-baraka an'Andriamanitra amin'ny fanaovana ireo zava-dratsy tiany hatao."

Hanaraka .... ny filan'izy ireo

Ny faniriana tsy araka an'Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe ny lalana izay harahin'ny olona.

Olona araka ny nofo

Mihevera toy ny fisainan'ny olona tsy araka an'Andriamanitra; izy ireo dia manome lanja ny zavatra izay omen'ny tsy mpino lanja.

Tsy manana ny Fanahy izy ireo

Ny Fanahy Masina dia lazaina ho toy ny zavatra izay izay azon'ny olona hananana.