# Ireo olona ireo "Ireo mpaniratsira." # Hanaraka ny filan'ny haratsiam-panahiny Ireo olona ireo dia lazaina tahaka ny hoe ny fanirian'izy ireo dia mpanjaka izay manapaka eo amin'izy ireo. DH: "tsy afaka manakana mihintsy ny fanalam-baraka an'Andriamanitra amin'ny fanaovana ireo zava-dratsy tiany hatao." # Hanaraka .... ny filan'izy ireo Ny faniriana tsy araka an'Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe ny lalana izay harahin'ny olona. # Olona araka ny nofo Mihevera toy ny fisainan'ny olona tsy araka an'Andriamanitra; izy ireo dia manome lanja ny zavatra izay omen'ny tsy mpino lanja. # Tsy manana ny Fanahy izy ireo Ny Fanahy Masina dia lazaina ho toy ny zavatra izay izay azon'ny olona hananana.