plt_tn/jud/01/17.md

20 lines
709 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ireo olona ireo
"Ireo mpaniratsira."
# Hanaraka ny filan'ny haratsiam-panahiny
Ireo olona ireo dia lazaina tahaka ny hoe ny fanirian'izy ireo dia mpanjaka izay manapaka eo amin'izy ireo. DH: "tsy afaka manakana mihintsy ny fanalam-baraka an'Andriamanitra amin'ny fanaovana ireo zava-dratsy tiany hatao."
# Hanaraka .... ny filan'izy ireo
Ny faniriana tsy araka an'Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe ny lalana izay harahin'ny olona.
# Olona araka ny nofo
Mihevera toy ny fisainan'ny olona tsy araka an'Andriamanitra; izy ireo dia manome lanja ny zavatra izay omen'ny tsy mpino lanja.
# Tsy manana ny Fanahy izy ireo
Ny Fanahy Masina dia lazaina ho toy ny zavatra izay izay azon'ny olona hananana.