plt_tn/jud/01/07.md

1.0 KiB

izay nanolotra ny tenan'izy ireo ihany koa

Ny fahotana ara-nofon'i Sodoma sy Gomora dia vokatry ny karazana fikomiana tahaka ny fomba nataon'ireo anjely.

Nanolotra ny tenan'izy ireo

Eto ireo tanàna dia miresaka ny olona monina ao aminy.

Izy ireo dia natao

dia midika fa nataon'Andriamanitra ho ohatra izy ireo. "Andriamanitra dia nampiseho azy ireo."

Dia natao ohatra amin'ireo izay mijaly amin'ny fanasaziana

Ny fandringanana ny vahoaka tao Sodoma sy Gomora dia tonga ohatra ho an'ireo izay rehetra mandà an'Andriamanitra.

Ireo mpanofinofy

Ireo olona izay tsy mankatoa an'Andriamanitra, angamba satria nilaza izy ireo fa hahita fahitana izay nanome azy ireo fahefana hanao izany.

Mandoto ny vatan'izy ireo

Ity sarin-teny ity dia milaza fa ny fahotan'izy ireo no mandrafitra ny vatan'izy ireo - izany hoe, ny asan'izy ireo - tsy azo ekena ny fako eny amin'ny lalan-drano izay mahatonga ny rano ho tsy azo sotroina.

Miteny zavatra ratsy

Miteny manevateva.

Ireo manam-boninahitra

Izany dia manondro ireo zavaboary ara-panahy, toy ireo anjely.