# izay nanolotra ny tenan'izy ireo ihany koa Ny fahotana ara-nofon'i Sodoma sy Gomora dia vokatry ny karazana fikomiana tahaka ny fomba nataon'ireo anjely. # Nanolotra ny tenan'izy ireo Eto ireo tanàna dia miresaka ny olona monina ao aminy. # Izy ireo dia natao dia midika fa nataon'Andriamanitra ho ohatra izy ireo. "Andriamanitra dia nampiseho azy ireo." # Dia natao ohatra amin'ireo izay mijaly amin'ny fanasaziana Ny fandringanana ny vahoaka tao Sodoma sy Gomora dia tonga ohatra ho an'ireo izay rehetra mandà an'Andriamanitra. # Ireo mpanofinofy Ireo olona izay tsy mankatoa an'Andriamanitra, angamba satria nilaza izy ireo fa hahita fahitana izay nanome azy ireo fahefana hanao izany. # Mandoto ny vatan'izy ireo Ity sarin-teny ity dia milaza fa ny fahotan'izy ireo no mandrafitra ny vatan'izy ireo - izany hoe, ny asan'izy ireo - tsy azo ekena ny fako eny amin'ny lalan-drano izay mahatonga ny rano ho tsy azo sotroina. # Miteny zavatra ratsy Miteny manevateva. # Ireo manam-boninahitra Izany dia manondro ireo zavaboary ara-panahy, toy ireo anjely.