plt_tn/jud/01/07.md

32 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# izay nanolotra ny tenan'izy ireo ihany koa
Ny fahotana ara-nofon'i Sodoma sy Gomora dia vokatry ny karazana fikomiana tahaka ny fomba nataon'ireo anjely.
# Nanolotra ny tenan'izy ireo
Eto ireo tanàna dia miresaka ny olona monina ao aminy.
# Izy ireo dia natao
dia midika fa nataon'Andriamanitra ho ohatra izy ireo. "Andriamanitra dia nampiseho azy ireo."
# Dia natao ohatra amin'ireo izay mijaly amin'ny fanasaziana
Ny fandringanana ny vahoaka tao Sodoma sy Gomora dia tonga ohatra ho an'ireo izay rehetra mandà an'Andriamanitra.
# Ireo mpanofinofy
Ireo olona izay tsy mankatoa an'Andriamanitra, angamba satria nilaza izy ireo fa hahita fahitana izay nanome azy ireo fahefana hanao izany.
# Mandoto ny vatan'izy ireo
Ity sarin-teny ity dia milaza fa ny fahotan'izy ireo no mandrafitra ny vatan'izy ireo - izany hoe, ny asan'izy ireo - tsy azo ekena ny fako eny amin'ny lalan-drano izay mahatonga ny rano ho tsy azo sotroina.
# Miteny zavatra ratsy
Miteny manevateva.
# Ireo manam-boninahitra
Izany dia manondro ireo zavaboary ara-panahy, toy ireo anjely.