plt_tn/jos/24/32.md

16 lines
322 B
Markdown

# taolam-balon'i Josefa... nalevin'izy ireo tany Sekema ireo
Mety ho fanampiana hanovana ny fiatombohan'ny fehezanteny izany. D.H: "Nitondra ny taolam-balon'i Josefa nivoaka tany Egypta ny vahoakan'Israely ary nandevina ireo tany Sekema."
# zato singa
"100 singa"
# Eleazara
anaran-dehilahy
# Gibeha
anaran-toerana