# taolam-balon'i Josefa... nalevin'izy ireo tany Sekema ireo Mety ho fanampiana hanovana ny fiatombohan'ny fehezanteny izany. D.H: "Nitondra ny taolam-balon'i Josefa nivoaka tany Egypta ny vahoakan'Israely ary nandevina ireo tany Sekema." # zato singa "100 singa" # Eleazara anaran-dehilahy # Gibeha anaran-toerana