plt_tn/jos/24/32.md

322 B

taolam-balon'i Josefa... nalevin'izy ireo tany Sekema ireo

Mety ho fanampiana hanovana ny fiatombohan'ny fehezanteny izany. D.H: "Nitondra ny taolam-balon'i Josefa nivoaka tany Egypta ny vahoakan'Israely ary nandevina ireo tany Sekema."

zato singa

"100 singa"

Eleazara

anaran-dehilahy

Gibeha

anaran-toerana