plt_tn/jos/24/24.md

20 lines
530 B
Markdown

# vahoaka
Ity dia maneho ireo Israelita.
# Hihaino ny teniny izahay.
Eto ny "hihaino" midika fanakatoavana. D.H: "Hankatoa izay rehetra lazainy ho atao izahay"
# Nametraka didy aman-dalàna izy
Ny fametrahana lalàna dia voalaza fa i Josoa dia nametraka azy ireo teo amin'ny toerana tahaka ny tsangambato. D.H: "Nametraka didy aman-dalàna izy" na "Nanome didy aman-dalàna izy mba hankatoavina."
# bokin'ny lalànan'Andriamanitra
Ity dia miseho ho lasa fitohizana eo asa soratr'i Mosesy.
# napetrany teo
"napetrany teo"