plt_tn/jos/24/24.md

530 B

vahoaka

Ity dia maneho ireo Israelita.

Hihaino ny teniny izahay.

Eto ny "hihaino" midika fanakatoavana. D.H: "Hankatoa izay rehetra lazainy ho atao izahay"

Nametraka didy aman-dalàna izy

Ny fametrahana lalàna dia voalaza fa i Josoa dia nametraka azy ireo teo amin'ny toerana tahaka ny tsangambato. D.H: "Nametraka didy aman-dalàna izy" na "Nanome didy aman-dalàna izy mba hankatoavina."

bokin'ny lalànan'Andriamanitra

Ity dia miseho ho lasa fitohizana eo asa soratr'i Mosesy.

napetrany teo

"napetrany teo"