# vahoaka Ity dia maneho ireo Israelita. # Hihaino ny teniny izahay. Eto ny "hihaino" midika fanakatoavana. D.H: "Hankatoa izay rehetra lazainy ho atao izahay" # Nametraka didy aman-dalàna izy Ny fametrahana lalàna dia voalaza fa i Josoa dia nametraka azy ireo teo amin'ny toerana tahaka ny tsangambato. D.H: "Nametraka didy aman-dalàna izy" na "Nanome didy aman-dalàna izy mba hankatoavina." # bokin'ny lalànan'Andriamanitra Ity dia miseho ho lasa fitohizana eo asa soratr'i Mosesy. # napetrany teo "napetrany teo"