plt_tn/jos/24/16.md

399 B

anay sy ireo razambenay.... izahay

Milaza ny vahoaak fa niseho niaraka tamin'ireo razambeany izy ireo, ary ny ireo teny mampahery "anay" sy "izahay" miaraka amin'ny "razambeanay".

trano fanandevozana

Eto ny "trano" dia fomba fiteny iray hanehoana ny toeran'ny fanandevozana. D.H: "toerana izay nanadevozana anay."

tamin'ireo firenena rehetra izay nolalovanay

"firenena izay nandalovanay"