plt_tn/jos/24/16.md

12 lines
399 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# anay sy ireo razambenay.... izahay
Milaza ny vahoaak fa niseho niaraka tamin'ireo razambeany izy ireo, ary ny ireo teny mampahery "anay" sy "izahay" miaraka amin'ny "razambeanay".
# trano fanandevozana
Eto ny "trano" dia fomba fiteny iray hanehoana ny toeran'ny fanandevozana. D.H: "toerana izay nanadevozana anay."
# tamin'ireo firenena rehetra izay nolalovanay
"firenena izay nandalovanay"