# anay sy ireo razambenay.... izahay Milaza ny vahoaak fa niseho niaraka tamin'ireo razambeany izy ireo, ary ny ireo teny mampahery "anay" sy "izahay" miaraka amin'ny "razambeanay". # trano fanandevozana Eto ny "trano" dia fomba fiteny iray hanehoana ny toeran'ny fanandevozana. D.H: "toerana izay nanadevozana anay." # tamin'ireo firenena rehetra izay nolalovanay "firenena izay nandalovanay"