plt_tn/jos/24/01.md

535 B

nampiarahan'i Josoa ireo fokon'Israely rehetra

Ny antson'i Josoa tamin'ireo foko dia voalaza fa nampiarahiny niaraka tao anaty harona ireo. D.H: "nangataka an'ireo foko rehetra i Josoa mba hihaona aminy"

nampiseho ny tenan'izy ireo teo anatrehany

"tonga ary nitsangana teo anatrehany" na "tonga teo anatrehany"

Tany aloha ela be

"taona maromaro"

Izao no

Josoa manomboka milaza izay efa nolazain'i Yaveh tany aloha. Ny filazana dia mitohy ka hatrany amin'ny andiany 13 farany.

Tera...Nahora

ireo dia anaran-dehilahy.