plt_tn/jos/24/01.md

20 lines
535 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# nampiarahan'i Josoa ireo fokon'Israely rehetra
Ny antson'i Josoa tamin'ireo foko dia voalaza fa nampiarahiny niaraka tao anaty harona ireo. D.H: "nangataka an'ireo foko rehetra i Josoa mba hihaona aminy"
# nampiseho ny tenan'izy ireo teo anatrehany
"tonga ary nitsangana teo anatrehany" na "tonga teo anatrehany"
# Tany aloha ela be
"taona maromaro"
# Izao no
Josoa manomboka milaza izay efa nolazain'i Yaveh tany aloha. Ny filazana dia mitohy ka hatrany amin'ny andiany 13 farany.
# Tera...Nahora
ireo dia anaran-dehilahy.