# nampiarahan'i Josoa ireo fokon'Israely rehetra Ny antson'i Josoa tamin'ireo foko dia voalaza fa nampiarahiny niaraka tao anaty harona ireo. D.H: "nangataka an'ireo foko rehetra i Josoa mba hihaona aminy" # nampiseho ny tenan'izy ireo teo anatrehany "tonga ary nitsangana teo anatrehany" na "tonga teo anatrehany" # Tany aloha ela be "taona maromaro" # Izao no Josoa manomboka milaza izay efa nolazain'i Yaveh tany aloha. Ny filazana dia mitohy ka hatrany amin'ny andiany 13 farany. # Tera...Nahora ireo dia anaran-dehilahy.