plt_tn/jos/23/12.md

586 B

mifikitra amin'ireo izay sisa velon'ireo firenena

Manaiky ny finoan'ireo firenena dia voalaza toy ny fihazonana mafy Azy. D.H: "ekeo ny finoana an'ireo sisa velon'ireo firenena"

lasa fandrika sy tonta

Ny teny "fandrika" sy "tonta" amin'ny ankapobeny dia midika zavatra mitovy. Miteny an'ireo firenen-kafa miaraka izy ireo fa efa namandrika sahady izy ireo izay hahatonga fahoriana ho an'Israely.

karavasy ao an-damosinareo ary tsilo eo amin'ny masonareo

Ireo andian-teny ireo dia milaza ny fahoriana hiatra amin'Israely satria nitaintaina noho ny karavasy sy tsilo izy ireo.