plt_tn/jos/23/12.md

12 lines
586 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# mifikitra amin'ireo izay sisa velon'ireo firenena
Manaiky ny finoan'ireo firenena dia voalaza toy ny fihazonana mafy Azy. D.H: "ekeo ny finoana an'ireo sisa velon'ireo firenena"
# lasa fandrika sy tonta
Ny teny "fandrika" sy "tonta" amin'ny ankapobeny dia midika zavatra mitovy. Miteny an'ireo firenen-kafa miaraka izy ireo fa efa namandrika sahady izy ireo izay hahatonga fahoriana ho an'Israely.
# karavasy ao an-damosinareo ary tsilo eo amin'ny masonareo
Ireo andian-teny ireo dia milaza ny fahoriana hiatra amin'Israely satria nitaintaina noho ny karavasy sy tsilo izy ireo.