# mifikitra amin'ireo izay sisa velon'ireo firenena Manaiky ny finoan'ireo firenena dia voalaza toy ny fihazonana mafy Azy. D.H: "ekeo ny finoana an'ireo sisa velon'ireo firenena" # lasa fandrika sy tonta Ny teny "fandrika" sy "tonta" amin'ny ankapobeny dia midika zavatra mitovy. Miteny an'ireo firenen-kafa miaraka izy ireo fa efa namandrika sahady izy ireo izay hahatonga fahoriana ho an'Israely. # karavasy ao an-damosinareo ary tsilo eo amin'ny masonareo Ireo andian-teny ireo dia milaza ny fahoriana hiatra amin'Israely satria nitaintaina noho ny karavasy sy tsilo izy ireo.