plt_tn/jos/22/26.md

539 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny fokon'i Robenita, i Gada sy ny satsasaikin'ny fokon'i Manase dia manome ny valintenin'izy ireo eto.

ho vavolombelona eo aminay sy ianareo

Ny alitara dia voalaza fa izany no vavolombelona izay afaka hijoro vavolombelona amin'ny marin'ireo foko telo.

ka mba tsy hitenenan'ny zanakareo amin'ny zanakay rahatrizay hoe: "Tsy manana anjara ao amin'i Yaveh ianareo.'"

Ity dia filazana toe-javatra izay tsy nirin'ireo foko hitranga.

Tsy manana anjara

"tsy misy anjara" na "tsy misy taranaka"