# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny fokon'i Robenita, i Gada sy ny satsasaikin'ny fokon'i Manase dia manome ny valintenin'izy ireo eto. # ho vavolombelona eo aminay sy ianareo Ny alitara dia voalaza fa izany no vavolombelona izay afaka hijoro vavolombelona amin'ny marin'ireo foko telo. # ka mba tsy hitenenan'ny zanakareo amin'ny zanakay rahatrizay hoe: "Tsy manana anjara ao amin'i Yaveh ianareo.'" Ity dia filazana toe-javatra izay tsy nirin'ireo foko hitranga. # Tsy manana anjara "tsy misy anjara" na "tsy misy taranaka"