plt_tn/jos/22/26.md

16 lines
539 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny fokon'i Robenita, i Gada sy ny satsasaikin'ny fokon'i Manase dia manome ny valintenin'izy ireo eto.
# ho vavolombelona eo aminay sy ianareo
Ny alitara dia voalaza fa izany no vavolombelona izay afaka hijoro vavolombelona amin'ny marin'ireo foko telo.
# ka mba tsy hitenenan'ny zanakareo amin'ny zanakay rahatrizay hoe: "Tsy manana anjara ao amin'i Yaveh ianareo.'"
Ity dia filazana toe-javatra izay tsy nirin'ireo foko hitranga.
# Tsy manana anjara
"tsy misy anjara" na "tsy misy taranaka"