plt_tn/jos/22/04.md

407 B

ny handehanana amin'ny lalany rehetra

Ny olona mankatò an'i Yaveh dia voalaza fa izy dia mandeha amin'ny lalàn'i Yaveh. D.H: "Manaraka izay rehetra lazainy."

amin'ny fonareo manontolo sy ny fanahinareo manontolo.

Ny teny hoe "fo" sy "fanahy" eto dia nampiasaina miaraka mba haneoana amin'ny olona manontolo. D.H: "amin'izay heritreretinareo sy tsapanareo rehetra" na "amin'ny tenanareo manontolo"