# ny handehanana amin'ny lalany rehetra Ny olona mankatò an'i Yaveh dia voalaza fa izy dia mandeha amin'ny lalàn'i Yaveh. D.H: "Manaraka izay rehetra lazainy." # amin'ny fonareo manontolo sy ny fanahinareo manontolo. Ny teny hoe "fo" sy "fanahy" eto dia nampiasaina miaraka mba haneoana amin'ny olona manontolo. D.H: "amin'izay heritreretinareo sy tsapanareo rehetra" na "amin'ny tenanareo manontolo"