plt_tn/jos/22/04.md

8 lines
407 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ny handehanana amin'ny lalany rehetra
Ny olona mankatò an'i Yaveh dia voalaza fa izy dia mandeha amin'ny lalàn'i Yaveh. D.H: "Manaraka izay rehetra lazainy."
# amin'ny fonareo manontolo sy ny fanahinareo manontolo.
Ny teny hoe "fo" sy "fanahy" eto dia nampiasaina miaraka mba haneoana amin'ny olona manontolo. D.H: "amin'izay heritreretinareo sy tsapanareo rehetra" na "amin'ny tenanareo manontolo"