plt_tn/jos/22/01.md

297 B

Robenita

olon'ny fokon'i Robenita

Gadita

olon'ny fokon'i Gada

Nankatoa ny feoko

Eto ny "feoko" dia maneho an'ireo zavatra izay efa nolazain'iJosoa. D.H: "nankatoa izay rehetra nolzaiko"

Tsy nandao ny rahalahinareo ianareo

D.H: "Efa nitoetra niaraka tamin'ny rahalahy nareo ianareo"