plt_tn/jos/22/01.md

16 lines
297 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Robenita
olon'ny fokon'i Robenita
# Gadita
olon'ny fokon'i Gada
# Nankatoa ny feoko
Eto ny "feoko" dia maneho an'ireo zavatra izay efa nolazain'iJosoa. D.H: "nankatoa izay rehetra nolzaiko"
# Tsy nandao ny rahalahinareo ianareo
D.H: "Efa nitoetra niaraka tamin'ny rahalahy nareo ianareo"