# Robenita olon'ny fokon'i Robenita # Gadita olon'ny fokon'i Gada # Nankatoa ny feoko Eto ny "feoko" dia maneho an'ireo zavatra izay efa nolazain'iJosoa. D.H: "nankatoa izay rehetra nolzaiko" # Tsy nandao ny rahalahinareo ianareo D.H: "Efa nitoetra niaraka tamin'ny rahalahy nareo ianareo"