plt_tn/jos/21/39.md

20 lines
581 B
Markdown

# Ireo fokon'i Merary dia nahazo an'i Hesbona ihany koa
D.H: "Ireo fokon'i Merary dia nandray an'i Hesbona ihany koa."
# Hesbona.... Jazera
Ireo dia anaran-tanàna.
# tanàna roa ambin'ny folo raha atambatra
"tanàna 12 raha atambatra"
# tanàna roa ambin'ny folo raha atambatra no nomena azy ireo tamin'ny antsapaka.
D.H: "Nahazo ireo tanàna roa ambin'ny folo tamin'ny an-tsapaka izy ireo"
# antsapaka.
Kisendrasendra fomba fisafidianana iray hanalana ny safidy avy amin'ireo mpitarika, matetika natao amin'ny fomba izay hanapahan'Andriamanitra hevitra amin'ny vokatra.