# Ireo fokon'i Merary dia nahazo an'i Hesbona ihany koa D.H: "Ireo fokon'i Merary dia nandray an'i Hesbona ihany koa." # Hesbona.... Jazera Ireo dia anaran-tanàna. # tanàna roa ambin'ny folo raha atambatra "tanàna 12 raha atambatra" # tanàna roa ambin'ny folo raha atambatra no nomena azy ireo tamin'ny antsapaka. D.H: "Nahazo ireo tanàna roa ambin'ny folo tamin'ny an-tsapaka izy ireo" # antsapaka. Kisendrasendra fomba fisafidianana iray hanalana ny safidy avy amin'ireo mpitarika, matetika natao amin'ny fomba izay hanapahan'Andriamanitra hevitra amin'ny vokatra.