plt_tn/jos/21/39.md

581 B

Ireo fokon'i Merary dia nahazo an'i Hesbona ihany koa

D.H: "Ireo fokon'i Merary dia nandray an'i Hesbona ihany koa."

Hesbona.... Jazera

Ireo dia anaran-tanàna.

tanàna roa ambin'ny folo raha atambatra

"tanàna 12 raha atambatra"

tanàna roa ambin'ny folo raha atambatra no nomena azy ireo tamin'ny antsapaka.

D.H: "Nahazo ireo tanàna roa ambin'ny folo tamin'ny an-tsapaka izy ireo"

antsapaka.

Kisendrasendra fomba fisafidianana iray hanalana ny safidy avy amin'ireo mpitarika, matetika natao amin'ny fomba izay hanapahan'Andriamanitra hevitra amin'ny vokatra.