plt_tn/jos/21/36.md

415 B

Ireo fokon'i Merary dia nahazo avy amin'ny fokon'i Robena: dia i Bezera

D.H: "Nandray avy amin'ireo fokon'Robena Bezera ny fokon'Merary.

tanàna efatra

Ity dia maneho ny fitambaran'ny isan'ireo tanàna.

Bezera... Jahaza... Kedemota... Mefata... Ramota

.

Ankoatry ny fokon'i Gada dia nomena azy ireo Ramota

D.H: "Nandray avy amin'ny fokon'i Gada Ramota izy ireo"

Mahanaima

Ity dia anaran-tanàna.