# Ireo fokon'i Merary dia nahazo avy amin'ny fokon'i Robena: dia i Bezera D.H: "Nandray avy amin'ireo fokon'Robena Bezera ny fokon'Merary. # tanàna efatra Ity dia maneho ny fitambaran'ny isan'ireo tanàna. # Bezera... Jahaza... Kedemota... Mefata... Ramota . # Ankoatry ny fokon'i Gada dia nomena azy ireo Ramota D.H: "Nandray avy amin'ny fokon'i Gada Ramota izy ireo" # Mahanaima Ity dia anaran-tanàna.