plt_tn/jos/21/36.md

20 lines
415 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ireo fokon'i Merary dia nahazo avy amin'ny fokon'i Robena: dia i Bezera
D.H: "Nandray avy amin'ireo fokon'Robena Bezera ny fokon'Merary.
# tanàna efatra
Ity dia maneho ny fitambaran'ny isan'ireo tanàna.
# Bezera... Jahaza... Kedemota... Mefata... Ramota
.
# Ankoatry ny fokon'i Gada dia nomena azy ireo Ramota
D.H: "Nandray avy amin'ny fokon'i Gada Ramota izy ireo"
# Mahanaima
Ity dia anaran-tanàna.