plt_tn/jos/21/20.md

20 lines
536 B
Markdown

# fianakavian'i Kehata
Ity mpisorona ao amin'ity vondrona ity dia taranak'i Levy zanak'i Kehata. Ny anjaran'izy ireo dia tarank'i Arona ihany koa, zafikelin'i Kehata
# nomena tanàna azy ireo
"Nahazo tanàna iezy ireo"
# an-tsapaka
Kisendrasendra fomba fisafidianana iray hanalana ny safidy avy amin'ireo mpitarika, matetika vita amin'ny hevitra izay hanapahan'Andrimanitra hevitra ny vokatra.
# Gazera... Kibzaima... Beti-horona
Anran-tanàna.
# tanàna efatra ny fitambarany.
Ity dia maneho ny lisitra amin'ny fitambaran'isa