plt_tn/jos/21/20.md

536 B

fianakavian'i Kehata

Ity mpisorona ao amin'ity vondrona ity dia taranak'i Levy zanak'i Kehata. Ny anjaran'izy ireo dia tarank'i Arona ihany koa, zafikelin'i Kehata

nomena tanàna azy ireo

"Nahazo tanàna iezy ireo"

an-tsapaka

Kisendrasendra fomba fisafidianana iray hanalana ny safidy avy amin'ireo mpitarika, matetika vita amin'ny hevitra izay hanapahan'Andrimanitra hevitra ny vokatra.

Gazera... Kibzaima... Beti-horona

Anran-tanàna.

tanàna efatra ny fitambarany.

Ity dia maneho ny lisitra amin'ny fitambaran'isa