# fianakavian'i Kehata Ity mpisorona ao amin'ity vondrona ity dia taranak'i Levy zanak'i Kehata. Ny anjaran'izy ireo dia tarank'i Arona ihany koa, zafikelin'i Kehata # nomena tanàna azy ireo "Nahazo tanàna iezy ireo" # an-tsapaka Kisendrasendra fomba fisafidianana iray hanalana ny safidy avy amin'ireo mpitarika, matetika vita amin'ny hevitra izay hanapahan'Andrimanitra hevitra ny vokatra. # Gazera... Kibzaima... Beti-horona Anran-tanàna. # tanàna efatra ny fitambarany. Ity dia maneho ny lisitra amin'ny fitambaran'isa