plt_tn/jos/21/11.md

560 B

Arba no rain'i Anaka

Ity dia fampahafantarana fototra mahakasika ny anran-dehilahy izay namorona ny tanànan'i Kiriata-arba.

Anaka

Ity dia anaran-dehilahy.

tany havoana

faritrin'ny tany iray amin'ny fiakarana voajanahary, kely noho ny tendrombohitra.

tanim-bilona

faritra iray voaharon'ny ahitra sy ny zava-maniry mety ho an'ny kijan'ny biby fiompy.

sahan'ny tanàna

Faritry ny fisokafan'ny tany, nambolena amin'ny zava-maniry, an'ny tanàna sy ny manodidina ny tanàna.

zana-bohiny

Fiarahamonina key iray, matetika key noho ny tanàna.