# Arba no rain'i Anaka Ity dia fampahafantarana fototra mahakasika ny anran-dehilahy izay namorona ny tanànan'i Kiriata-arba. # Anaka Ity dia anaran-dehilahy. # tany havoana faritrin'ny tany iray amin'ny fiakarana voajanahary, kely noho ny tendrombohitra. # tanim-bilona faritra iray voaharon'ny ahitra sy ny zava-maniry mety ho an'ny kijan'ny biby fiompy. # sahan'ny tanàna Faritry ny fisokafan'ny tany, nambolena amin'ny zava-maniry, an'ny tanàna sy ny manodidina ny tanàna. # zana-bohiny Fiarahamonina key iray, matetika key noho ny tanàna.