plt_tn/jos/21/11.md

24 lines
560 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Arba no rain'i Anaka
Ity dia fampahafantarana fototra mahakasika ny anran-dehilahy izay namorona ny tanànan'i Kiriata-arba.
# Anaka
Ity dia anaran-dehilahy.
# tany havoana
faritrin'ny tany iray amin'ny fiakarana voajanahary, kely noho ny tendrombohitra.
# tanim-bilona
faritra iray voaharon'ny ahitra sy ny zava-maniry mety ho an'ny kijan'ny biby fiompy.
# sahan'ny tanàna
Faritry ny fisokafan'ny tany, nambolena amin'ny zava-maniry, an'ny tanàna sy ny manodidina ny tanàna.
# zana-bohiny
Fiarahamonina key iray, matetika key noho ny tanàna.