plt_tn/jos/21/04.md

16 lines
456 B
Markdown

# Ny an-tsapaka
Kisendrasendra fomba fisafidianana iray hanalana ny safidy avy amin'ireo mpitarika,
# Kehatita
Ity mpisorona ao amin'ity vondrona ity dia taranak'i Levy zanak'i Kehata. Ny anjaran'izy ireo dia tarank'i Arona ihany koa, zafikelin'i Kehata.
# tanàna telo ambin'ny folo...tanàna folo
Isan'ny tanàna.
# an-tsasaky ny foko
Atsasakin'ny foko satria ny atsasany hafa dia nahazo ireo lovany talohan'ny fiampitana ny Reniranon'ny Jordana.