# Ny an-tsapaka Kisendrasendra fomba fisafidianana iray hanalana ny safidy avy amin'ireo mpitarika, # Kehatita Ity mpisorona ao amin'ity vondrona ity dia taranak'i Levy zanak'i Kehata. Ny anjaran'izy ireo dia tarank'i Arona ihany koa, zafikelin'i Kehata. # tanàna telo ambin'ny folo...tanàna folo Isan'ny tanàna. # an-tsasaky ny foko Atsasakin'ny foko satria ny atsasany hafa dia nahazo ireo lovany talohan'ny fiampitana ny Reniranon'ny Jordana.