plt_tn/jos/21/04.md

456 B

Ny an-tsapaka

Kisendrasendra fomba fisafidianana iray hanalana ny safidy avy amin'ireo mpitarika,

Kehatita

Ity mpisorona ao amin'ity vondrona ity dia taranak'i Levy zanak'i Kehata. Ny anjaran'izy ireo dia tarank'i Arona ihany koa, zafikelin'i Kehata.

tanàna telo ambin'ny folo...tanàna folo

Isan'ny tanàna.

an-tsasaky ny foko

Atsasakin'ny foko satria ny atsasany hafa dia nahazo ireo lovany talohan'ny fiampitana ny Reniranon'ny Jordana.