plt_tn/jos/20/05.md

12 lines
418 B
Markdown

# mamaly faty ny ràn'ilay olona novonoina
Eto ny mandatsa-drà an'olona dia manambara ny fahafatesany. D.H: "mamaly fatin'olona"
# nahafaty tsy nahy ilay mpiara-belona taminy...nanomo tsy nahy ilay olona
Ireo andian-teny ireo dia midika zavatra mitovy.
# hijorony eo anatrehan'ny fiangonana
Ity andian-teny izay mamaritra ny fijoronana hitadiavana ny rariny avy amin'ny fiangonana kelin'ny mpiray tanàna aminy.