# mamaly faty ny ràn'ilay olona novonoina Eto ny mandatsa-drà an'olona dia manambara ny fahafatesany. D.H: "mamaly fatin'olona" # nahafaty tsy nahy ilay mpiara-belona taminy...nanomo tsy nahy ilay olona Ireo andian-teny ireo dia midika zavatra mitovy. # hijorony eo anatrehan'ny fiangonana Ity andian-teny izay mamaritra ny fijoronana hitadiavana ny rariny avy amin'ny fiangonana kelin'ny mpiray tanàna aminy.