plt_tn/jos/20/05.md

418 B

mamaly faty ny ràn'ilay olona novonoina

Eto ny mandatsa-drà an'olona dia manambara ny fahafatesany. D.H: "mamaly fatin'olona"

nahafaty tsy nahy ilay mpiara-belona taminy...nanomo tsy nahy ilay olona

Ireo andian-teny ireo dia midika zavatra mitovy.

hijorony eo anatrehan'ny fiangonana

Ity andian-teny izay mamaritra ny fijoronana hitadiavana ny rariny avy amin'ny fiangonana kelin'ny mpiray tanàna aminy.